Canalblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
Mabel zahyan
5 février 2013

Resam-pinoana.

Efa tafapetraka tanteraka eto amintsika ankehitriny ny fivavahana kristianina. Maro no milaza ny tenany ho tena kristianina ka zary miteraka ho fisaraham-bazana eo amin'ny samy mpino izany satria samy mihevitra ny fotom-pampianarany ho marina avokoa ny...
Publicité
Publicité
5 février 2013

Parole Irery

Nandeha teny rehetra teny aho nitady sy nakaroka anao. Tao tsy nisy izay tsy nalehako ireo toerana fahahitako anao. Sento hatrany anefa no nandravaka ny dia irery fa tsy eo ianao,tsy eo tokoa ianao ilay tiako. Irery tokoa aho ety, irery nilaozanao ilay...
Mabel zahyan
Publicité
Archives
Publicité